Entrée mandamina (lamina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
¶ Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to arrange, to set in order [Richardson 1885]
Traduction française   arranger, mettre en ordre; réconcilier [Hallanger 1974]
Exemples   Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia; [Callet: Tantara, page 692]
Morphologie  
mandamina
nandamina
handamina
mandana
Synonymes   mandahatra ~ mampirina ~ mandrindra ~ manala olana ~ mampirindra ~ mikirakira ~ mandanto ~ mandravona ~ mamboatra ~ mikojakoja ~ mikarakara ~ mikajikajy

Entrée mandamìna (lamina)
Partie du discours   impératif du verbe actif mandamina [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2014/09/18