|
|
|
|

Entrée 1  mandoro
Radical  2 doro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
5 Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga
6 Manao: Mandoro arina [1.1]
Explications en anglais  7 to burn [1.7]
Explications en français  8 brûler [1.8]
Exemples  9  Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470#46]
10  Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472#144]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  mampirehitra, 16  manatsetsaka, 17  manatsolo, 18  mandotra, 19  mandrehitra
Combinaisons  20 afo nandoro ny lambako io
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mandoro, 22 mondrao

Mis à jour le 2026/03/07