Entrée mandroboka (roboka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho
Mitovy hevitra: manasaika ~ manasoka ~ manatsoboka ~ mandentika ~ manitrika ~ manoboka ~ mitaona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to plunge something into water, etc [Hallanger 1973]
Définition française   plonger dans [Abinal 1888]
   plonger dans l'eau, flotter [Hallanger 1974]
Morphologie  
mandroboka
nandroboka
handroboka
mandroboha

Entrée mandroboka (roboka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] mampirisika [Rakotosaona 1972]
   Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? [Rajemisa 1985]
Définition française   cajoler, séduire [Abinal 1888]
   séduire [Hallanger 1974]
Morphologie  
mandroboka
nandroboka
handroboka
mandroboha

Mis à jour le 2013/03/31