|
|
|
|

Entrée 1  maneso
Radical  2 eso
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
5 Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1]
Explications en anglais  6 to scorn, to mock [1.7]
Explications en français  7 mépriser, se moquer de [1.8]
Exemples  8  ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38#805]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Vocabulaire  13  Emotions
Analogues  14  mamingavinga, 15  mamizaviza, 16  manabanty, 17  manakora, 18  manamavo, 19  manambany, 20  manao potsa-molotra, 21  manaraby, 22  manebaka, 23  manesoeso, 24  maniva, 25  manivaiva, 26  manizakizaka, 27  manondro molotra
Proverbes  28  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  maneso, 29 mañose, manose, 30 masoñe, 31 Sonema

Mis à jour le 2026/04/21