Entrée manjahana (zahana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany [Rajemisa 1985]

Entrée manjahana (zahana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy [Rajemisa 1985]
Définition française être frustré ( haihay) [Rajemisa: Vakoka]
Synonymes manjahatra

2016/03/28