Entrée marainakoa (maraina, koa)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro [Rajemisa 1985]
Traduction française avant le lever du soleil [Abinal 1888, Veyrières 1913]
 de grand matin [Veyrières 1913]
Exemples 
1Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 133]
22 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo. [Andraina: Mitaraina, page 15]
3Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery. [Callet: Tantara, page 81]

Mis à jour le 2021/01/01