|
|
|
|

Entrée1  maro foana toa tanam-poza
Mots élémentaires  2  maro, 3  foana, 4  toa, 5  tanana, 6  foza
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8  enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12