|
|
|
|

Entrée 1  mibolisatra
Radical  2 bolisatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1]
Exemples  9  ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [2.996]
Analogues  10  manao ankororosy, 11  mibolaly, 12  mibolasitra, 13  mibolila, 14  mikorisa, 15  mikorotsaka, 16  miporotsaka, 17  misolafaka

Anagrammes  18 mibolasitra, mibolisatra, 19 misobilatra

Mis à jour le 2026/04/22