|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miery
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ery
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa
Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola
Explications en anglais  9  [1.7] to conceal oneself, to hide
Explications en français  10  [1.3#129, 1.8] se cacher
11  [1.3#129] se dérober à la vue, agir en cachette
Exemples  12  [2.895#] Nahoana ise no miery any anaty vahoaka any?
13  [2.5] - Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy?
14  [2.48] Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena.
Analogues  15  miafina, milentika, misoko, manotrika, miotrika, tsy miseho, midify, miampify, mitampify

Entrée (2/2)16  miery
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  [1.78] [Bara] mamazivazy, tsy manaja ny zo

Mis à jour le 2025/07/29