Entrée mihavana (havana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao
¶ Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [Richardson 1885]
 to be friends [Hallanger 1973]
Définition française être parents [Rajemisa: Vakoka]
 avoir de bonnes relations [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihavana
nihavana
hihavana
mihavàna
Exemples Tsotra ihany raha te hihavana amiko: [Andraina: Mitaraina, page 33]

Entrée mihavàna (havana)
Partie du discours impératif du verbe actif mihavana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/08/06