|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihintsana
Radical  2 hintsana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [1.1]
Explications en anglais  5 to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [1.7]
Explications en français  6 tomber comme les feuilles, les cheveux [1.8]
Exemples  7  Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina. [2.470]
8  Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés  13 feno mihintsana
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)15  mihintsàna
Radical  16 hintsana
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mihintsana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  18 mihantsina, mihintsana, mihintsàna

Mis à jour le 2025/11/20