Entrée milaza ampahibemaso (laza, be, maso)
Partie du discours locution
Définition malgache milaza mba ho fantatry ny olona rehetra: Efa namoaka lalàna ampahibemaso momba izany ny fanjakana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31