| Analogues |
11 fola-damosina,
12 may volon' orona,
13 may volon-tratra,
14 manao ain-tsy ho zavatra,
15 manao ampinga tratra,
16 manao an' aina,
17 manao an-ditra,
18 manao anjolofo,
19 manao botraika,
20 manao kely andilana,
21 manao lazo be,
22 manao sakafo ambany foitra,
23 manao salaka fohy rambo,
24 manao valangitrika,
25 manao vy very ny aina,
26 manao' amboa ditsika,
27 mandany mondron-kery,
28 mandany ron-doha,
29 miady fo aman' aina,
30 miady fo,
31 mialakabontana,
32 mialakaforo,
33 miantotomaty,
34 miezaka,
35 mifofotra,
36 mikaozatra,
37 mikely aina,
38 mikezaka,
39 mikikitra,
40 mikiry,
41 mikiribiby,
42 mikofo,
43 mikoko-maty,
44 mikokotra,
45 mikoremby,
46 milofika,
47 milozoka,
48 mimaso,
49 mimokimoky,
50 mimokitra,
51 miokitra,
52 miongo-bolo,
53 misikim-ponitra,
54 mitozo,
55 mivaky tratra,
56 sady mifofotra no mively vy,
57 tsy manamohamo,
58 tsy manary karama,
59 tsy mandala aina,
60 tsy mandry andro tsy mandry alina,
61 tsy miala vehana,
62 tsy mikely soroka,
63 tsy mikoso-maso,
64 tsy miroa fo,
65 tsy misatry fanahy,
66 tsy mitandro hasasarana,
67 tsy mitarain-tanana ompaka |