Entrée mirahavavy (rahavavy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed. [Richardson 1885]
 who are sisters [Hallanger 1973]
Définition française être soeurs (entres femmes) [Rajemisa: Vakoka]
 qui sont soeurs [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  mirahalahy
Exemples 
1Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [Andraina: Mitaraina, page 162]
Citations 

Mis à jour le 2013/05/06