Entrée mirahalahy (rahalahy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. [Richardson 1885]
 who are brothers [Hallanger 1973]
Traduction française être frères (entre hommes) [Rajemisa: Vakoka]
 qui sont frères [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Analogues  mirahavavy
Exemples 
1Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna [Rajohanesa: Kintana]
2Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Iny no fara fihaonanay mirahalahy [Andraina: Mitaraina]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31