Entrée misaka (saka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misaka
nisaka
hisaka
misakà
Exemples Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Entrée misaka (saka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misaka
nisaka
hisaka
misakà
Exemples Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [Andraina: Mitaraina, page 174]

Entrée misaka
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] milaza [Rakotosaona 1975]

Entrée misakà (saka)
Partie du discours impératif du verbe actif misaka [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31