Entrée | 1 mitahiry |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tahiry |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
11 [1.1] Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. |
Explications en anglais |
12 [1.7] to keep, to take care of, to guard |
Explications en français |
13 [1.8] conserver, garder |
Exemples |
14 [2.424#] Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. 15 [2.643#] Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! 16 [2.472#] mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. |
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mitahiry |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |