| Entrée | 1 mitsofoka |
| Radical | 2 tsofoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana [1.1] 5 miditra lalina [1.13] |
| Explications en français |
6 pénétrer, s'introduire [1.13] |
| Exemples |
7 Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana.
[2.471]
8 Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|