Entrée na... aza
Mots élémentaires na ; aza
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Synonymes na dia... aza

Mis à jour le 2023/08/02