Entrée na dia ... aza (na, dia, aza)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   even, though, although [Richardson 1885]
   although [Hallanger 1973]
Définition française   sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [Malzac 1893]
Définition française   même si, quand même [Hallanger 1974]
Synonymes   na ... aza
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2014/09/09