Entrée | nidona > midona (dona) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. Teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To collide with, to bump into something [1.7] | ||||||||
Explications en français | Heurter [1.3, 1.8] | ||||||||
Choquer, se heurter Aller trouver, aboutir à [1.3] | |||||||||
Se cogner contre [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot midona | ||||||||
Entrée | nidona > midonà (dona) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif midona | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Entrée | nidona > midona (dona) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en français | Passer (aux dominos) [1.3] | ||||||||
Vocabulaire | Jeu | ||||||||
Anagrammes | andomy, dinamô, mandio, manody, midona, mindao, mionda |
Entrée | nidona > idonana (dona) | ||||||||
Partie du discours | verbe relatif | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot idonana | ||||||||
Anagrammes | anadino, andaino, andanio, andoany, anindao, aondany, donaina, idonana |