| Entrée | 1 noho ny hafenoan-drano be loatra |
| Mots élémentaires | 2 noho, 3 hafenoana, 4 rano, 5 be, 6 loatra |
| Partie du discours | 7 locution |
| Explications en malgache |
8 fialan-tsiny ataon' ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany [1.1] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|