| Entrée (1/2) | 1 panaka | 
| Radical | 2 saka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en français | 4   Celui qui arrête, empêche, met une barrière, un obstacle [Vezo]
 [1.68] | 
| Entrée (2/2) | 5 -panaka | 
| Partie du discours | 6   forme morphologique de fanaka> | 
| Exemples | 7   Tsy niova ny tao ka fantany tsianjery ireo karazam-panaka vonjy maika, latabatra sy akalana natao ho azy.
[2.470] 8 ary indro ny lalambe rehetra dia rakotry ny fitafiana amam-panaka narian' ny Siriana, tamin' ny fikoropahany nandositra. [2.996#12.007.015] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |