|
|
|
|

Entrée1  anabavy
Mots élémentaires  2 anaka, 3 vavy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy.
6 Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy.
7 Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany. [1.10#A.499]
8 Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia [1.1]
Explications en anglais  9 A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy [1.2]
10 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13]
11 The sister of a man [1.7]
Explications en français  12 Soeur d'un frère [1.54]
13 La soeur d'un homme [1.8]
Exemples  14  Anabavin'Andriambelo izy [2.508#374]
15  Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko. [2.928]
16  Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy. [2.245#30]
17  Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#191]
Morphologie 
18  Simple :
Vocabulaire  19  Rapports: famille
Analogues  20  anadahy, 21  rahalahy, 22  rahavavy
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17