| Entrée | 1 raindahiny |
| Mots élémentaires | 2 ray, 3 lahy |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 famous for what he does (often derogatory)
[1.7] |
| Explications en français |
7 qui a déjà un certain âge, expérimenté
[1.8] |
| Exemples |
8 Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io
[2.895#]
|
| Analogues | 9 ampingaloha, 10 ela nihetezana, 11 goaika antitra, 12 kalazalahy, 13 main-dambana, 14 maintimolaly, 15 mena vazana, 16 ombalahy be vozona, 17 sifotra antitra, 18 za-draharaha, 19 zanak' omby tsy ampianarin-domano |
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|