Entrée ranofotsiny (rano, fotsiny)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise only, just, exclusively [Hallanger 1973]
Définition française seulement, uniquement [Hallanger 1974]
Exemples 
1fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny! [Andriamalala: Ranomasina, page 53]
2Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo. [Andraina: Mitaraina, page 25]

2013/06/06