|
|
|
|

Entrée1 ranonorana
Mots élémentaires  2rano, 3orana
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explications en anglais  6 rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2]
7 rain [1.7]
Explications en français  8 pluie, eau de pluie [1.8]
Exemples  9 zavona ve sa ranonorana? [2.131]
10 - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470]
Vocabulaire  11 Météorologie
Synonymes  12orana
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot
Article  14Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02