|
|
|
|

Entrée1  rovi-damba ririnina: mosarem-pahavaratra
Mots élémentaires  2 rovitra, 3 lamba, 4 ririnina, 5 mosarena, 6 faha~, 7 varatra
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9 enti-milaza ny olona ao anatin' ny tena fahoriana na niharan' ny fahavoazana lehibe [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11