|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  ry
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Explications en malgache  3 Kianteny kely:
4 a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko
5 b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro;
6 d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1]
Explications en anglais  7 used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7]
Explications en français  8 vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8]
Exemples  9  Eny, ry Neny; [2.470#141]
10  - Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471#22]
Combinaisons  11  5 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/4) 12  ry
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14 Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1]
Explications en anglais  15 sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7]
Explications en français  16 part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8]
Morphologie 
17  Simple :

Entrée (3/4) 18  ry
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 jereo ray [1.1]

Entrée (4/4) 21  ry
Partie du discours  22  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  23 [Antesaka] izy [1.78]
Tableaux et planches  24  Tous les pronoms

Mis à jour le 2026/03/06