| Entrée | 1 samirery |
| Mots élémentaires | 2 samy, 3 irery |
| Partie du discours | 4 adjectif |
| Explications en anglais |
[samy irery]
5 each by himself
[1.2#547] |
| Explications en français |
6 propre, comme dans nom propre.
[3.1] |
| Exemples |
7 Saingy tsy azontsika fihinina ho antsika samirery io lalan-kevitra io.
[1.369#]
8 Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. [2.470#] 9 izy dia ilay olona manampy ny hafa hanana ny heviny manokana, ary hanao fikarohana samirery. [2.424#] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|