| Entrée (1/2) | 1 sasatra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
4 Sosotra. sasa-miandry azy aho. 5 Jereo valaka. [1.1] |
| Explications en français |
6 fatigué
[1.3, 1.5] |
| Exemples |
7 sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
[1.3]
8 sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre) [1.3] 9 ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra? [2.131] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 29 relaka, valaka, vizana |
| Tous les mots composés | 30 10 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 31 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 32 sasatra |
| Partie du discours | 33 adjectif |
| Explications en malgache |
34 zava-bitsy
[Sihanaka]
[1.78] |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|