| Entrée | 1 vizana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano
4 Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto [1.1] |
| Explications en anglais |
5 tired; weary or cramped from holding one position
[1.7] |
| Explications en français |
6 fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude
[1.3#838] 7 las, fatigué [1.8] |
| Exemples |
8 Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any.
[2.470#104]
9 Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472#58] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 29 vizaka |
| Analogues | 30 disaka, 31 fotsy angola, 32 honaka, 33 lanaka, 34 mangana, 35 marafoka, 36 masaka, 37 maty hentona, 38 mirozirozy, 39 monaina, 40 refona, 41 reraka, 42 ronaka, 43 ronjana, 44 rontsona, 45 sasatra, 46 savolaina, 47 tominjana, 48 toro, 49 torovana, 50 trotraka, 51 tsy mahahetsika, 52 vahotra, 53 valaka, 54 valalanina, 55 Vizaka |
| Combinaisons | 56 3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vizana |
| Proverbes | 57 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 58 vazina, vizana |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|