|
|
|
|

Entrée1  savarano
Mots élémentaires  2  sava, 3  rano
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo
(sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana [1.1]
Analogues  6  antsitrika, lomano, ranotsilany, tsikaroka, tsipysandry

Mis à jour le 2025/09/12