Entrée tambinteny (tamby, teny)
Partie du discours   nom
Définition malgache   mpanamafy matoanteny [Ravelojaona: Firaketana]
   Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny ma [...] matoanteny (ohatra: miteny),
  • ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  • ny anarana (ohatra: ankizy),
  • ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  • ny mpisolo (ohatra: izy),
  • ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  • ny mpampiankinteny (ohatra: amy),
  • ny mpampitohyfehezanteny (ohatra: rehefa),
  • ny mpampitohy (ohatra: ary),
  • ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  • ny kianteny (ohatra: ve). [texte complet dans Rajemisa 1985]
  •    teny anampy ny "verba" [matoanteny], na izay teny hafa milaza fomba na toetra, mba hanampy na hamaritra ny heviny [Sims 1969]
       teny kely apetraka aorian'ny enti-milaza entina manamafy ny heviny [SLP: Voambolana]
    Traduction anglaise   adverb [3.1]
    Traduction française   adverbe [Ravelojaona: Firaketana, Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana, Rakotonaivo 1993]
    Vocabulaire  
    Tableaux et planches   tous les adverbes
    Citations  

    Mis à jour le 2016/11/01