| Entrée | 1 tanambokovoko |
| Mots élémentaires | 2 tanana, 3 vokovoko |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 sari-na tsipika roa mifanapaka, na mandry izany (X) na mijoro (+) [1.1] |
| Explications en français |
6 croix [1.13] |
| Exemples |
7 Misaotra, fa anisan' ny tanambokovoko manga aho, ka tsy misotro na dia.
[2.5#]
8 Indro I Terezy kely mitsipatsipaka irery eo ambany tanambokovoko, tsy misy mpanaraka akory. [2.470#] 9 Rehefa vita io soratra io dia nokiahiny tanambokovoko teo ambany ary namboariny hoatry ny kintana io. [2.895#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|