Entrée | 1 teraka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 9 17 mots contenant teraka |
Explications en malgache |
10 [1.1] Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina) Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana |
Explications en anglais |
11 [1.7] delivered of a child born |
Explications en français |
12 [1.3, 1.8] né 13 [1.3] qui a enfanté, accouché qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits 14 [1.8] qui a mis au monde un enfant qui vient de mettre bas 15 [1.196] (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets. 16 [1.405] [Sakalava-Mayotte] né |
Exemples |
17 [2.366#18] ny mponina tera-tany anefa vitsy 18 [2.69#229] fa izahay anie terak' ombi-manga 19 [2.606#182] hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro 20 [2.5] Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota |
Vocabulaire |
21 Biologie 22 Zoologie: (en général) 23 Botanique: (en général) |
Analogues | 24 ary, foy, mahitamasoandro, vakymaso, foyelatra, latsakaantany, velombao, mifana, nitondrafolovolana, mivadijaza, mihetsijaza, tongaandro, tsyampyandro, tsytongavolana, afajaza, tsymanaotakalokely, vakymanta, manaootykely |
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot teraka |
Anagrammes | 26 aketra, aretak, aterak, atrake, atreka, etraka, karate, raketa, retaka, teraka, treaka |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |