Entrée tsia
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   no [Hallanger 1973]
Définition française   non [Hallanger 1974]
Analogie   aha

Entrée tsia
Partie du discours   pronom [liste]
Définition malgache   [Tanala] isika [Rakotosaona 1972]
Synonymes   tsiana

Entrée tsia
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] zazavavy [Rakotosaona 1972]

2009/11/14