Entrée tsy menatra (tsy, menatra)
Partie du discours locution
Définition malgache Mitovy hevitra: afa-baraka ~ afa-boroka ~ afa-pofona ~ lany hasina ~ lany henatra ~ latsaka ondana ~ maimbo erona ~ maimbo tsikahonkahona ~ maivoka ~ mavoin-tena ~ tsy manan-kambo ~ tsy manan-kenatra ~ tsy mena-milahatra ~ tsy mena-misoratra ~ tsy mitandro henatra ~ tsy mizara hena-maso ~ tsy naniry volo ny handrina ~ tsy vaky afero ~ tsy vaky atatra ~ tsy vaky aty ~ tsy valahara [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31