Entrée | 1 varidimiventy |
Mots élémentaires | 2 vary, 3 dimy, 4 venty |
Partie du discours | 5 nom |
Explications en malgache |
6 Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy [1.1] |
Exemples |
7 Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa?
[2.996#]
8 Ny varifitoventy sahy kianja ny ilavoamena mitam-pihavanana fa ny ariary no vola malaza nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho [2.131] |
Vocabulaire | 9 Economie: finances, gestion |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot varidimiventy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |