| Entrée | 1 voafaritra |
| Radical | 2 faritra |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en anglais |
4 marked out, having boundary lines set.
[1.2] |
| Explications en français |
5 circonscrit, limité
[1.3#155] 6 délimité; compris entre [1.13] |
| Exemples |
7 Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
[2.470]
8 Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy: [2.472] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 10 finaritra |
| Tous les mots composés | 11 voafari-body |
| Anagrammes | voafaritra, 12 voarafitra, 13 voarifatra |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|