|
|
|
|

Entrée 1  zavamaniry
Mots élémentaires  2 zavatra, 3 maniry
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa [1.1]
Explications en français  6 plante, végétation [1.13]
7 Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. [1.196]
Exemples  8  Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332#35]
9  Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117#69]
10  Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508#31]
Vocabulaire  11  Botanique: (en général)

Mis à jour le 2026/02/26