Entrée |
dabòka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1]
|
Explications en français | Son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
|
Entrée |
daboka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza: Fianjerana Fitsorana mivalampatra Halavoana Fiaiken-keloka na fibabohana Famelezana, fanatontana. [1.1]
|
| Kapoka mafy [2.285]
|
Explications en anglais | [1.2]
|
Explications en français | Action de battre [1.3, 1.5]
|
| Chute, état de celui qui est couché, de tout son long Action de rosser [1.3]
|
| Action de tomber, de se précipiter de h [...] [texte complet dans 1.5]
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
|
Entrée |
daboka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1]
|
Explications en français | Plein, gras [1.3]
|
Exemples | Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny
[2.314]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
daboka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13]
|
Explications en français | Sablière [1.13]
|
| élément de charpente [3.1]
|
Vocabulaire |
|