Entrée manan-tsaina
Mots élémentaires manana ; saina
Partie du discours locution
Explications en malgache Afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana
Mitovy hevitra: haingan-tsaina ~ kinga saina ~ lalin-tsaina ~ lava oroanana ~ mahira-tsaina ~ malady saina ~ malala-tsaina ~ manam-panahy ~ marani-tsaina ~ mato-tsaina ~ matsilo saina ~ tangolo-tsopaka [1.1]
Exemples 
1Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany. [1.38]
2Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana, [2.996]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/25