|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  kinga
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
4  Impératif :
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  11 Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa
12 Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. [1.1]
13 maila-pihetsika [1.13]
Explications en anglais  14 clever, quick, shrewd [1.7]
Explications en français  15 habile, leste [1.8, 1.13]
16 adroit, agile [1.13]
Exemples  17  kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka [2.470#12]
18  Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky. [2.472#217]
Synonymes  19 kingakinga
Analogues  20  fanalo, 21  lahilahy, 22  mailaka, 23  mailamailaka, 24  malady, 25  malaky, 26  mariadriaka, 27  marisika, 28  matselaka, 29  mavibika, 30  mavika, 31  mavitribitrika, 32  mavitrika, 33  mivikiviky, 34  tselika
Combinaisons  35  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot kinga

Entrée (2/3) 36  kinga
Partie du discours  37  impératif de l'adjectif kinga [Liste complète]
Exemples  38  Ary ialahy, ry Dera, mba kingà  sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao. [2.4#9]

Entrée (3/3) 39  kinga
Partie du discours  40  nom
Explications en français  41 [Tankarana] petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka, vinany. [1.19]
Vocabulaire  42  Géographie: (en général)

Anagrammes  43 kangy, kingà, kinga

Mis à jour le 2026/08/13