<-
->

Est 11:1 Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ptolemea sy Kleopatra, Dositea izay nilaza azy ho mpisorona, avy amin' ny taranak' i Levì, sy Ptolemea zanany, dia nitondra izany taratasy momba ny Frorai izany, izay lazain' izy ireo ho tena marina sy nadikan' i Lisimaka, zanak' i Ptolemea ao Jerosalema.