<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 8:3 | And |
Dia niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera sady niankohoka tamin' ny tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hahafoana ny ratsy nataon' i Hamana Agagita sy ny hevitra nataony hamelezany ny Jiosy. | Rahefa afaka izany, niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera; niantoraka teo an-tongony izy, nihanta taminy tamin-dranomaso, mba hanafoana ny hasomparan' i Amanà, avy amin' ny tanin' i Agaga, sy ny hevitra nataony hamelezana ny Jody. |