<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 9:31 | To confirm these days of |
mba hampitandrina azy Ireo andro Porima ireo amin' ny fotoany, araka izay nandidian' i Mordekay Jiosy sy Estera, vadin' ny mpanjaka. azy sy araka izay efa nekeny ho an' ny tenany sy ny taranany koa ny amin' ny fifadian-kaniny sy ny fitarainany. | haharetana manao ny andron' ny Porima amin' ny fotoana voatendry araka ny efa nanendren' i Mardokea Jody, sy Estera mpanjakavavy, an' izany ho azy ireo, sy araka ny nanendren' i Mardokea Jody, sy Estera mpanjakavavy, an' izany ho azy ireo, sy araka ny nanendreny izany, ho an' ny tenany aman-taranany, mbamin' ny fifadian-kanina amam-pitarainana momba azy. | pour leur enjoindre d' observer ces jours des |