Chapitres et versets citant Anatota

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 21.18 Anathoth with her suburbs, and Almon with her suburbs; four cities. ary Anatota sy ny tany manodidina azy ary Almona sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra. Anatota sy ny manodidina azy, Almona sy ny manodidina azy, dia tanàna efatra. Anatot et ses pâturages, et Almôn et ses pâturages : quatre villes.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.27 Abiezer the Anethothite, Mebunnai the Hushathite, Abiezera Anatotita, Mebonay Hosatita, Abiesera, avy any Anatota; Mebonaia, Hosatita; Abiézer, d' Anatot. Sibbekaï, de Husha.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 2.26 And unto Abiathar the priest said the king, Get thee to Anathoth, unto thine own fields; for thou art worthy of death: but I will not at this time put thee to death, because thou barest the ark of the Lord God before David my father, and because thou hast been afflicted in all wherein my father was afflicted. Ary Abiatara mpisorona dia nilazan' ny mpanjaka hoe: Mandehana ianao hankany Anatota ho any an-tambohonao, fa olona tokony hatao maty ianao; nefa tsy hataoko maty amin' izao andro izao. satria nitondra ny fiaran' i Jehovah Tompo teo alohan' i Davida raiko ianao sady niara-nitondra fahoriana tamin' ny raiko tamin' izay rehetra nampahoriana azy. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Abiatara mpisorona: Mandehana hianao mankany amin' ny taninao, any Anatota, nefa noho hianao nitondra ny fiaran' ny Tompo Tompo teo anatrehan' i Davida raiko, sy noho hianao nanana anjara tamin' ny fahoriana rehetra nahazo an' ikaky, dia tsy hataoko maty amin' izao andro izao hianao. Quant au prêtre Ébyatar, le roi lui dit : " Va à Anatot dans ton domaine, car tu mérites la mort, mais je ne te ferai pas mourir aujourd' hui, car tu as porté l' arche de Yahvé en présence de mon père David et partagé toutes les épreuves de mon père. "

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.45 The son of Hashabiah, the son of Amaziah, the son of Hilkiah, ary avy tamin' ny firenen' i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin' ny folo no isan' ny tanànan' izy mianakavy rehetra. manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin' ny folo no isan' ny tanànan' izy mianakavy rehetra. ny avy amin' ny fokon' i Benjamina kosa, dia Gabea mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Almata mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy. Totalin' ny tanànan' izy ireo, tanàna telo ambin' ny folo araka ny fianakaviany. Sur la tribu de Benjamin on leur donna Géba et ses pâturages, Alémet et ses pâturages, Anatot et ses pâturages. Leurs clans comprenaient en tout treize villes.
...............
1Tt / 1Tan 7.8 And the sons of Becher; Zemira, and Joash, and Eliezer, and Elioenai, and Omri, and Jerimoth, and Abiah, and Anathoth, and Alameth. All these are the sons of Becher. Ary ny zanakalahin' i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Bakera. Zanakalahin' i Bekora: Zamirà, Joasa, Eliezera, Elionaia, Amria, Jerimota, Abià, Anatota, ary Almata. Zanakalahin' i Bekora avokoa izy rehetra ireo, Fils de Béker : Zemira, Yoash, Éliézer, Élyoénaï, Omri, Yerémot, Abiyya, Anatot, Alémèt, tous ceux-là étaient les fils de Béker;
...............
1Tt / 1Tan 11.28 Ira the son of Ikkesh the Tekoite, Abiezer the Antothite, sy Ira, zanak' Ikesy Tekoita, sy Abiezera Anatotita Irà zanak' i Aksesa avy any Tekoe; Abiesera, avy any Anatota; Ira fils d' Iqqesh, de Teqoa, Abiézer d' Anatot,
...............
1Tt / 1Tan 12.3 The chief was Ahiezer, then Joash, the sons of Shemaah the Gibeathite; and Jeziel, and Pelet, the sons of Azmaveth; and Berachah, and Jehu the Antothite. Ny lohany dia Ahiezera sy Joasy, zanak' i Sema Gibeatita, sy Jeziela sy Peleta zanak' i Azmaveta, ary Beraka sy Jeho Anatotita Ahisera no lohany, dia Joasa, zanak' i Samaà, any Gabaà; Jaziela sy Faleta, zanak' i Azmota; Barakà, Jehò avy any Anatota; Ahiézer le chef, et Yoash, fils de Hashshemaa de Gibéa, Yeziel et Pélèt, fils d' Azmavèt, Beraka et Yéhu d' Anatot,
...............
1Tt / 1Tan 27.12 The ninth captain for the ninth month was Abiezer the Anetothite, of the Benjamites: and in his course were twenty and four thousand. Ny fahasivy, ho amin' ny volana fahasivy, dia Abiezera Anatotita, Isan' ny Benjamita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Abiezera avy any Anatota, isan-taranak' i Benjamina no fahasivy, ho amin' ny volana fahasivy, ary efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le neuvième, affecté au neuvième mois, était Abiézer d' Anatot, un Benjaminite; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.23 The men of Anathoth, an hundred twenty and eight. ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato; valo amby roapolo amby zato, ny mponina tao Anatota; les hommes d' Anatot : 128;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.27 The men of Anathoth, an hundred twenty and eight. ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato; valo amby roapolo amby zato ny mponina tao Anatota; les hommes d' Anatot : 128;
...............
Neh / Ne 10.20 Magpiash, Meshullam, Hezir, Harifa, Anatota, Nebay, Harefa, Anatota, Nebaì, Hariph, Anatot, Nobaï,
...............
Neh / Ne 11.32 And at Anathoth, Nob, Ananiah, ary tany Anatota sy Noba sy Anania tany Anatota, Nobà, Anania, Anatot, Nob, Ananya,

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 10.30 Lift up thy voice, O daughter of Gallim: cause it to be heard unto Laish, O poor Anathoth. Mikiakiaha mafy, ry zanakavavin' i Galima, Mampandria sofina, ry Laisy. Indrisy, ry Anatota mahantra! Manaova antso mafy fitarainana, ry zanakavavin' i Gallima! mampandria sofina, ry Laisa! Indrisy, ry Anatota mahantra! Fais retentir ta voix, Bat-Gallim, sois attentive, Laïsha! Réponds-lui, Anatot!

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 1.1 The words of Jeremiah the son of Hilkiah, of the priests that were in Anathoth in the land of Benjamin: Ny tenin' i Jeremia, zanak' i Hilkia, isan' ny mpisorona tao Anatota, tamin' ny tanin' ny Benjamina, Tenin' i Jeremia, zanak' i Helkiasy, iray amin' ireo mpisorona any Anatota, amin' ny tanin' i Benjamina. Paroles de Jérémie, fils de Hilqiyyahu, l' un des prêtres résidant à Anatot, en territoire de Benjamin.
...............
Jer / Jr 11.21 Therefore thus saith the Lord of the men of Anathoth, that seek thy life, saying, Prophesy not in the name of the Lord, that thou die not by our hand: Koa izao no lazain' i Jehovah ny amin' ny mponina ao Anatota, izay mitady ny ainao ka manao hoe: Aza maminany amin' ny anaran' i Jehovah, fandrao matin' ny tananay ianao, Ka dia izao no lazain' ny Tompo, ny amin' ireo olona ao Anatota, izay mitady ny ainao, sy manao hoe: Aza maminany amin' ny anaran' ny Tompo, raha tsy te ho fatin' ny tànanay hianao! C' est pourquoi, ainsi parle Yahvé Sabaot contre les gens d' Anatot qui en veulent à ma vie et qui me disent : "Tu ne prophétiseras pas au nom de Yahvé, sinon tu mourras de notre main"
...............
Jer / Jr 11.23 And there shall be no remnant of them: for I will bring evil upon the men of Anathoth, even the year of their visitation. Ka tsy hisy hiangana izy; Fa hahatonga loza amin' ny mponina ao Anatota Aho amin' ny taona hamaliana azy. fa hahatonga loza amin' ny olona ao Anatota aho, amin' ny taona hamangiako azy. Il n' en restera aucun quand j' amènerai le malheur sur les gens d' Anatot, l' année de leur châtiment.
...............
Jer / Jr 29.27 Now therefore why hast thou not reproved Jeremiah of Anathoth, which maketh himself a prophet to you? koa nahoana ianao no tsy nananatra mafy an' i Jeremia avy any Anatota, izay manao azy ho mpaminany aminareo? Ary ankehitriny, ahoana no tsy nisakananao an' i Jeremia, avy any Anatota, izay maminany aminareo? Pourquoi alors n' avoir pas corrigé Jérémie d' Anatot qui fait le prophète parmi vous?
...............
Jer / Jr 32.7 Behold, Hanameel the son of Shallum thine uncle shall come unto thee saying, Buy thee my field that is in Anathoth: for the right of redemption is thine to buy it. Indro Hanamela, zanak' i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy. Indro ho avy atý aminao Hananeela zanak' i Seloma rahalahin-drainao, hanao hoe: Vidio ny sahako ao Anatota, fa manana ny rariny hanavotanao azy hianao, ka azonao vidina. Voici, Hanaméel, fils de ton oncle Shallum, va venir te trouver pour te dire : "Achète mon champ d' Anatot car tu as droit de rachat pour l' acquérir."
Jer / Jr 32.8 So Hanameel mine uncle' s son came to me in the court of the prison according to the word of the Lord, and said unto me, Buy my field, I pray thee, that is in Anathoth, which is in the country of Benjamin: for the right of inheritance is thine, and the redemption is thine; buy it for thyself. Then I knew that this was the word of the Lord. Ary Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, dia tonga tamiko teo an-kianjan' ny trano fiambenana araka ny tenin' i Jehovah, ka hoy izy tamiko: Masìna ianao, vidio ny sahako izay ao Anatota, dia ilay ao amin' ny tanin' ny Benjamina, fa ianao no havana akaiky tokony handova sy hanavotra azy, vidio re ho anao. Ka dia fantatro fa tenin' i Jehovah izany. Dia tonga tatý amiko tokoa tao amin' ny kianja fiambenana araka ny tenin' ny Tompo, Hananeela zana-drahalahin-draiko, ka nanao tamiko hoe: Mba vidio ny sahako ao Anatota, amin' ny faritanin' i Benjamina, fa manana ny rariny handovanao sy hanavotanao azy hianao, ka mba vidio àry. Fantatro tamin' izany fa tenin' ny Tompo izany. Mon cousin Hanaméel vint me trouver selon la parole de Yahvé, dans la cour de garde, et il me dit : "Achète donc mon champ d' Anatot, au pays de Benjamin, car tu as droit d' héritage et droit de rachat, achète-le." Je reconnus alors que c'était un ordre de Yahvé.
Jer / Jr 32.9 And I bought the field of Hanameel my uncle' s son, that was in Anathoth, and weighed him the money, even seventeen shekels of silver. Ary novidiko tamin' i Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, ny saha izay tao Anatota, ary nolanjaiko ny vola, dia sekely volafotsy fito ambin' ny folo. Ka novidiko tamin' i Hananeela zana-drahalahin-draiko, ilay saha ao Anatota, ary nolanjaiko ny vola ho azy, sikla volafotsy fito ambin' ny folo. J' achetai donc ce champ à mon cousin Hanaméel d' Anatot et lui pesai l' argent : dix-sept sicles d' argent.