Chapitres et versets citant Simeona

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 29.33 And she conceived again, and bare a son; and said, Because the Lord hath heard I was hated, he hath therefore given me this son also: and she called his name Simeon. Dia nanan' anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren' i Jehovah fa efa nankalahaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany. Nanana anaka indray izy dia tera-dahy, ka nanao hoe: Ren' ny Tompo fa nankahalaina aho, ka nomeny an' ity koa, dia nataony hoe Simeona ny anarany. Elle conçut encore et elle enfanta un fils; elle dit : Yahvé a entendu que je n'étais pas aimée et il m' a aussi donné celui-ci; et elle l' appela Siméon.
...............
Gen / Jen 34.25 And it came to pass on the third day, when they were sore, that two of the sons of Jacob, Simeon and Levi, Dinah' s brethren, took each man his sword, and came upon the city boldly, and slew all the males. Ary nony tamin' ny andro fahatelo, rehefa ilay narary mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak' i Jakoba roa lahy, dia Simeona sy Levy, anadahin' i Dina, ka niakatra sahisahy tao an-tanàna, dia namono ny lehilahy rehetra tao. Nony tamin' ny andro fahatelo, raha ilay narary iny izy ireo, dia samy naka ny sabany avy ny zanak' i Jakoba roalahy, Simeona sy Levì, anadahin' i Dinà, ka niakatra tsy aman-tahotra tao an-tanàna, namono ny lehilahy rehetra. Or, le troisième jour, tandis qu' ils étaient souffrants, les deux fils de Jacob, Siméon et Lévi, les frères de Dina, prirent chacun son épée et marchèrent sans opposition contre la ville : ils tuèrent tous les mâles.
...............
Gen / Jen 34.30 And Jacob said to Simeon and Levi, Ye have troubled me to make me to stink among the inhabitants of the land, among the Canaanites and the Perizzites: and I being few in number, they shall gather themselves together against me, and slay me; and I shall be destroyed, I and my house. Ary hoy Jakoba tamin' i Simeona sy Levy: Efa nahatonga loza amiko ianareo, fa efa nomaimboinareo eto amin' ny mponina amin' ny tany aho, dia amin' ny Kananita sy ny Perizita; nefa olom-bitsy aho, ka dia hiangona hamely ahy izy ireo ka hamono ahy; dia ho fongotra aho, dia izaho sy ny ankohonako. Fa hoy kosa Jakoba tamin' i Simeona sy Levì: Nampanahirana ahy hianareo, fa nomaimboinareo amin' ny tany ama-monina aho, dia amin' ny Kananeana sy amin' ny Ferezeana. Izaho dia olom-bitsy ka hikambana izy hamely ahy, ka hovonoiny aho, dia ho fongotra aho sy ny ankohonako. Jacob dit à Siméon et Lévi : Vous m' avez mis en mauvaise posture en me rendant odieux aux habitants du pays, les Cananéens et les Perizzites : j' ai peu d' hommes, ils se rassembleront contre moi, me vaincront et je serai anéanti avec ma maison.
...............
Gen / Jen 35.23 The sons of Leah; Reuben, Jacob' s firstborn, and Simeon, and Levi, and Judah, and Issachar, and Zebulun: Ary ny zanakalahin' i Jakoba dia roa ambin' ny folo mirahalahy: ny zanak' i Lea dia Robena, lahimatoan' i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona; Zanak' i Lià: Robena, lahimatoan' i Jakoba, Simeona, Levì, Jodà, Isakara ary Zabolona. Les fils de Léa : le premier-né de Jacob, Ruben, puis Siméon, Lévi, Juda, Issachar et Zabulon.
...............
Gen / Jen 42.24 And he turned himself about from them, and wept; and returned to them again, and communed with them, and took from them Simeon, and bound him before their eyes. Ary Josefa dia nihodina niala teo aminy ka nitomany; ary niverina nankeo aminy indray izy ka niteny taminy, ary dia naka an' i Simeona teo aminy izy ka namatotra azy teo imasony. Ka nihataka niala teo amin' izy ireo izy dia niteny taminy, sy naka an' i Simeona tamin' izy ireo ary nampamototra azy teo imasony. Alors il s'écarta d' eux et pleura. Puis il revint vers eux et leur parla; il prit d' entre eux Siméon et le fit lier sous leurs yeux.
...............
Gen / Jen 42.36 And Jacob their father said unto them, Me have ye bereaved of my children: Joseph is not, and Simeon is not, and ye will take Benjamin away: all these things are against me. Ary hoy Jakoba rainy taminy: Foananareo anaka aho: Josefa tsy eto intsony, Simeona koa tsy eto intsony, ary Benjamina indray halainareo; izaho ihany no ozoin' izany rehetra izany, Hoy Jakoba rainy taminy: Foananareo anaka aho, fa Josefa tsy eto intsony, Simeona koa tsy eto, Benjamina indray halainareo; ary izaho ihany no itambesaran' izany rehetra izany. Alors leur père Jacob leur dit : Vous me privez de mes enfants : Joseph n' est plus, Siméon n' est plus, et vous voulez prendre Benjamin, c' est sur moi que tout cela retombe !
...............
Gen / Jen 43.23 And he said, Peace be to you, fear not: your God, and the God of your father, hath given you treasure in your sacks: I had your money. And he brought Simeon out unto them. Ary hoy izy: Matokia ianareo, fa aza matahotra; Andriamanitrareo, dia Andriamanitry ny rainareo, no nanome anareo harena tao anatin' ny lasakanareo; ny volanareo dia efa tonga tatý amiko ihany. Dia namoaka an' i Simeona ho eo aminy izy. Ka hoy izy taminy: Ho aminareo anie ny fiadanana, fa aza matahotra na inona na inona. Ny Andriamanitrareo, ny Andriamanitry ny rainareo no nanome anareo rakitra teo anaty lasakanareo. Fa ny volanareo efa nomena ahy. Dia nentiny nankeo amin' izy ireo Simeona. Mais il répondit : Soyez en paix et n' ayez pas peur ! C' est votre Dieu et le Dieu de votre père qui vous a mis un trésor dans vos sacs à blé; votre argent m' est bien parvenu et il leur amena Siméon.
...............
Gen / Jen 46.10 And the sons of Simeon; Jemuel, and Jamin, and Ohad, and Jachin, and Zohar, and Shaul the son of a Canaanitish woman. Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jamina sy Ohada sy Jakina sy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita. Zanak' i Simeona: Jamoely, Jamina, Ahoda, Jashina, Sohara ary Saola, zanak' ilay vehivavy Kananeana. Les fils de Siméon : Yemuel, Yamîn, Ohad, Yakîn, Çohar et Shaûl, le fils de la Cananéenne.
...............
Gen / Jen 48.5 And now thy two sons, Ephraim and Manasseh, which were born unto thee in the land of Egypt before I came unto thee into Egypt, are mine; as Reuben and Simeon, they shall be mine. Ary ankehitriny, ny zanakao mirahalahy, izay efa naterakao tatý amin' ny tany Egypta, fony tsy mbola tonga tatý aminao eto Egypta aho, dia ho ahy ireo: eny, Efraima sy Mariase dia ho ahy, tahaka an' i Robena sy Simeona. Koa ankehitriny, ny zanakao roa lahy izay naterakao tatý Ejipta, talohan' ny nahatongavako atý aminao teto Ejipta, dia ho ahy, ho ahy, tahaka an-dRobena sy Simeona koa Efraima sy Manase, Maintenant, les deux fils qui te sont nés au pays d'Égypte avant que je ne vienne auprès de toi en Égypte, ils seront miens ! Éphraïm et Manassé seront à moi au même titre que Ruben et Siméon.
...............
Gen / Jen 49.5 Simeon and Levi are brethren; instruments of cruelty are in their habitations. Simeona sy Levy dia mpirahalahy, fiadia-mandoza ny sabany; Simeona sy Levì dia mpirahalahy, Fiadiana enti-manao an-kery ny sabany. Siméon et Lévi sont frères, ils ont mené à bout la violence de leurs intrigues.

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 1.2 Reuben, Simeon, Levi, and Judah, Robena sy Simeona sy Levy ary Joda; Robena, Simeona, Livì, Jodà. Ruben, Siméon, Lévi et Juda,
...............
Eks 6.15 And the sons of Simeon; Jemuel, and Jamin, and Ohad, and Jachin, and Zohar, and Shaul the son of a Canaanitish woman: these are the families of Simeon. Ary ny zanakalahin' i Simeona dia Jemoela sy Jaminasy Ohada sy Jakinasy Zohara ary Saoly, zanakalahin' ny vehivavy Kananita; ireo no fokom-pirenen' i Simeona. Zanakalahin' i Simeona: Jamoela, Jamina, Ahoda, Jashina, Soara, ary Saola, zanakalahin' ilay vehivavy Kananeana. Ireo no fianakavian' i Simeona. Fils de Siméon : Yemuel, Yamîn, Ohad, Yakîn, Çohar et Shaûl, le fils de la Cananéenne ; tels sont les clans de Siméon.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.6 Of Simeon; Shelumiel the son of Zurishaddai. ny avy amin' i Simeona dia Selomiela, zanak' i Zorisaday; ny amin' i Simeona: Salamiela zanak' i Sorisadaia; Pour Siméon, Shelumiel, fils de Çurishaddaï.
...............
Nom / Fan 1.22 Of the children of Simeon, by their generations, after their families, by the house of their fathers, those that were numbered of them, according to the number of the names, by their polls, every male from twenty years old and upward, all that were able to go forth to war; Ary tamin' ny taranak' i Simeona araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia izay rehetra voalamina, araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, izay azo nalefa hanafika Ny terak' i Simeona, ny taranak' ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, ny voasoratra ho isan' ireo, rahefa nisaina ny anarany isam-batan' olona, ny lehilahy rehetra hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatam-piadiana, Quand on eut déterminé les parentés des fils de Siméon, par clans et par familles, on releva, tête par tête, les noms de tous les mâles de vingt ans et au-dessus, aptes à faire campagne.
Nom / Fan 1.23 Those that were numbered of them, even of the tribe of Simeon, were fifty and nine thousand and three hundred. izay voalamina avy tamin' ny firenen' i Simeona dia telon-jato amby sivy arivo sy dimy alina. dia nisy telon-jato amby sivy arivo sy dimy alina no voasoratra ho isan' ny fokon' i Simeona. On en recensa cinquante-neuf mille trois cents pour la tribu de Siméon.
...............
Nom / Fan 2.12 And those which pitch by him shall be the tribe of Simeon: and the captain of the children of Simeon shall be Shelumiel the son of Zurishaddai. Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen' i Simeona; ary ny lohan' ny taranak' i Simeona dia Selomiela, zanak' i Zorisaday; Ny fokon' i Simeona no hitoby eo anilany. Ny filohan' ny taranak' i Simeona, dia Salamiela zanak' i Sorisadaia; Campent près de lui :La tribu de Siméon. Prince des fils de Siméon : Shelumiel, fils de Çurishaddaï.
...............
Nom / Fan 7.36 On the fifth day Shelumiel the son of Zurishaddai, prince of the children of Simeon, did offer: Ary tamin' ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak' i Zorisaday, lohan' ny taranak' i Simeona, no nanatitra. Tamin' ny andro fahadimy, an' i Salamiela zanak' i Sorisadaia, filohan' ny zanak' i Simeona, Celui qui apporta son offrande le cinquième jour fut Shelumiel, fils de Çurishaddaï, prince des fils de Siméon.
...............
Nom / Fan 10.19 And over the host of the tribe of the children of Simeon was Shelumiel the son of Zurishaddai. Ary Selomiela, zanak' i Zorisaday, no mpifehy ny antokon' ny firenena taranak' i Simeona. ny antokon' ny fokon' ny zanak' i Simeona, dia nofehezin' i Salamiela, zanak' i Sorisadaìa, à la tête du contingent de la tribu des fils de Siméon selon leurs unités, était Shelumiel, fils de Çurishaddaï ;
...............
Nom / Fan 13.5 Of the tribe of Simeon, Shaphat the son of Hori. avy tamin' ny firenen' i Simeona dia Safata, zanak' i Hory; Safata zanak' i Hori, avy amin' ny fokon' i Simeona; pour la tribu de Siméon, Shaphat, fils de Hori ;
...............
Nom / Fan 26.12 The sons of Simeon after their families: of Nemuel, the family of the Nemuelites: of Jamin, the family of the Jaminites: of Jachin, the family of the Jachinites: Ny taranak' i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Nemoela ny fokon' ny Nemoelita; avy tamin' i Jamina ny fokon' ny Jaminita; avy tamin' i Jakina ny fokon' ny Jakinita; Zanak' i Simeona araka ny fokony avy, ny fokon' ny Namoelita avy tamin' i Namoela; ny fokon' ny Jaminita, avy tamin' i Jamina, Les fils de Siméon, par clans : pour Nemuel, le clan Nemuélite ; pour Yamîn, le clan Yaminite ; pour Yakîn, le clan Yakinite ;
...............
Nom / Fan 34.20 And of the tribe of the children of Simeon, Shemuel the son of Ammihud. ary ny avy amin' ny firenena taranak' i Simeona dia Semoela, zanak' i Amihoda; Samoela, zanak' i Amioda amin' ny fokon' i Simeona, pour la tribu des fils de Siméon, Shemuel, fils d' Ammihud ;

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 27.12 These shall stand upon mount Gerizim to bless the people, when ye are come over Jordan; Simeon, and Levi, and Judah, and Issachar, and Joseph, and Benjamin: Ireto no hijanona eo an-tendrombohitra Gerizima hitso-drano ny vahoaka, rehefa tafita an' i Jordana ianareo: dia ny Simeona sy ny Levy sy ny Joda sy ny Isakara sy ny Josefa ary ny Benjamina. Rahefa tafita an' i Jordany hianareo, dia ireto no hitoetra hitso-drano ny vahoaka ao an-tendrombohitra Garizima: Simeona, Levì, Jodà, Isakara, Josefa ary Benjamina; " Lorsque vous aurez passé le Jourdain, voici ceux qui se tiendront sur le mont Garizim pour bénir le peuple : Siméon et Lévi, Juda et Issachar, Joseph et Benjamin.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 19.1 And the second lot came forth to Simeon, even for the tribe of the children of Simeon according to their families: and their inheritance was within the inheritance of the children of Judah. Ary ny loka faharoa dia azon' i Simeona, dia ny firenena taranak' i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin' ny lovan' ny taranak' i Joda. Simeona no nahazo ny anjara faharoa tamin' ny loka, dia ny fokon-taranak' i Simeona, araka ny fianakaviany: ny lovany dia tao afovoan' ny lovan' ny taranak' i Joda. Le deuxième lot sortit pour Siméon, pour la tribu des fils de Siméon selon leurs clans : leur héritage se trouva au milieu de l' héritage des fils de Juda.
...............
Jos 19.8 And all the villages that were round about these cities to Baalathbeer, Ramath of the south. This is the inheritance of the tribe of the children of Simeon according to their families. ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin' ny tany atsimo. Izany no lovan' ny firenena taranak' i Simeona araka ny fotony. mbamin' ny zanabohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo, hatrany Baalata-Beera, dia Ramata atsimo. Izany no lovan' ny fokon-taranak' i Seimeona, araka ny fianakaviany. avec tous les villages situés aux environs de ces villes jusqu'à Baalat-Béèr et Rama du Négeb. Tel fut l' héritage de la tribu des fils de Siméon selon leurs clans.
Jos 19.9 Out of the portion of the children of Judah was the inheritance of the children of Simeon: for the part of the children of Judah was too much for them: therefore the children of Simeon had their inheritance within the inheritance of them. Avy tamin' ny anjaran' ny taranak' i Joda no nahazoan' ny taranak' i Simeona ny lovany; fa nalalaka loatra taminy ny anjaran' ny taranak' i Joda, ka izany no nahazoan' ny taranak' i Simeona anjara tao anatin' ny azy. Ny anjaran' ny taranak' i Jodà no nangalana ho lovan' ny taranak' i Simeona, satria ny anjaran' ny taranak' i Jodà dia lehibe loatra ho azy ireo, ka tao afovoan' ny taniny no nahazoan' ny taranak' i Simeona ny lovany. L' héritage des fils de Siméon fut pris sur le lot des fils de Juda, parce que la part des fils de Juda était trop grande pour eux; les fils de Siméon reçurent donc leur héritage au milieu de l' héritage des fils de Juda.
...............
Jos 21.4 And the lot came out for the families of the Kohathites: and the children of Aaron the priest, which were of the Levites, had by lot out of the tribe of Judah, and out of the tribe of Simeon, and out of the tribe of Benjamin, thirteen cities. Dia nahazo loka ny fokon' ny Kehatita; ary ny loka azon' ny taranak' i Arona mpisorona isan' ny Levita dia tanàna telo ambin' ny folo, avy tamin' ny firenen' i Joda sy ny firenen' i Simeona ary ny firenen' i Benjamina. Ny fianakavian' ny Kaatita aloha no nanaovana ny loka, ka tanàna telo ambin' ny folo tamin' ny fokon' i Jodà sy ny fokon' i Simeona, ary ny fokon' i Benjamina no azon' ny taranak' i Aarona, mpisorona, anisan' ny levita, tamin' ny filokana, On tira au sort pour les clans des Qehatites : aux fils du prêtre Aaron, d' entre les Lévites, échurent treize villes des tribus de Juda, de Siméon et de Benjamin;
...............
Jos 21.9 And they gave out of the tribe of the children of Judah, and out of the tribe of the children of Simeon, these cities which are here mentioned by name. Dia nomeny avy tamin' ny firenena taranak' i Joda sy ny firenena taranak' i Simeona ireto tanàna hotononina ireto, Ny tanàna nomeny avy tamin' ny fokon-taranak' i Jodà, sy fokon-taranak' i Simeona, dia ireto voatondro amin' ny anarany avy; Ils donnèrent de la tribu de Juda et de la tribu de Siméon les villes que voici dont les noms furent donnés.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.3 And Judah said unto Simeon his brother, Come up with me into my lot, that we may fight against the Canaanites; and I likewise will go with thee into thy lot. So Simeon went with him. Ary hoy Joda tamin' i Simeona rahalahiny: Andeha hiara-miakatra amiko ianao ho any amin' ny lovako, ka aoka isika hiady amin' ny Kananita; ary izaho kosa dia handeha hiaraka aminao ho any amin' ny lovanao. Ary Simeona dia nandeha niaraka taminy. Ary hoy Jodà tamin' i Simeona rahalahiny: Andeha hiakatra miaraka amiko hianao ho any amin' ny tany azoko tamin' ny loka, dia hiady amin' ny Kananeana isika; dia handeha miaraka aminao koa aho any amin' ny tany azonao tamin' ny loka. Dia niaraka taminy Simeona. Alors Juda dit à Siméon son frère : " Monte avec moi dans le territoire que le sort m' a assigné, nous attaquerons les Cananéens et, à mon tour, je monterai avec toi dans ton territoire. " Et Siméon marcha avec lui.
...............
Mts / Mpits 1.17 And Judah went with Simeon his brother, and they slew the Canaanites that inhabited Zephath, and utterly destroyed it. And the name of the city was called Hormah. Ary Joda nandeha niaraka tamin' i Simeona rahalahiny, dia namely ny Kananita, izay nonina tany Zefata, ka nataony ringana ireo, ary ny anaran' ny tanàna nataony hoe Horma. Dia niainga nandeha indray Jodà, nomban' i Simeona rahalahiny, ka nandresy ny Kananeana nonina tany Sefaata; nataony anatema ny tanàna, ka Horma no niantsoana azy. Puis Juda s' en alla avec Siméon son frère. Ils battirent les Cananéens qui habitaient Çephat et la vouèrent à l' anathème. C' est pourquoi on donna à la ville le nom de Horma.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 2.1 These are the sons of Israel; Reuben, Simeon, Levi, and Judah, Issachar, and Zebulun, Izao no zanakalahin' Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona Ireto no zanak' Israely: Robena, Simeona, Levì, Jodà, Isakara, Zabolona, Voici les fils d' Israël : Ruben, Siméon, Lévi, Juda, Issachar et Zabulon,
...............
1Tt / 1Tan 4.24 The sons of Simeon were, Nemuel, and Jamin, Jarib, Zerah, and Shaul: Ny zanakalahin' i Simeona dia Nemoela sy Jamina sy Jariba sy Zera ary Saoly, Zanakalahin' i Simeona: Namoela, Jamina, Jariba, Zarà, Saola, Seloma zanany, Fils de Siméon : Nemuel, Yamîn, Yarib, Zérah, Shaûl.
...............
1Tt / 1Tan 4.42 And some of them, even of the sons of Simeon, five hundred men, went to mount Seir, having for their captains Pelatiah, and Neariah, and Rephaiah, and Uzziel, the sons of Ishi. Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin' ny taranak' i Simeona nankany amin' ny tendrombohitra Seira ka nanana an' i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin' i Jisy, ho mpifehy azy. Nisy taranak' i Simeona koa, diman-jato lahy no isany, nankany amin' ny tendrombohitra Seira. Faltiasa, Naariasa, Rafaiasa, ary Oziela, zanak' i Jesì, no filohan' ireo. Certains d' entre eux, appartenant aux fils de Siméon, gagnèrent la montagne de Séïr : cinq cents hommes ayant à leur tête Pelatya, Nearya, Rephaya, Uzziel, les fils de Yishéï.
...............
1Tt / 1Tan 6.50 And these are the sons of Aaron; Eleazar his son, Phinehas his son, Abishua his son, Ary nomeny tamin' ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin' ny firenena taranak' i Joda sy ny firenena taranak' i Simeona ary ny firenena taranak' i Benjamina. Tamin' ny filokana no nanomezany azy an' ireo tanàna voatendry amin' ny anarany ireo avy amin' ny fokon' ny zanak' i Jodà sy ny fokon' ny zanak' i Simeona, ary ny fokon' ny zanak' i Benjamina. Sur les tribus des fils de Juda, des fils de Siméon et des fils de Benjamin, ils attribuèrent aussi par tirage au sort les villes auxquelles ils donnèrent leurs noms.
...............
1Tt / 1Tan 12.25 Of the children of Simeon, mighty men of valour for the war, seven thousand and one hundred. Tamin' ny taranak' i Simeona, zato amby fito arivo, lehilahy mahery sady matanjaka amin' ny ady. Tamin' ny taranak' i Simeona, zato amby fito arivo lahy, samy lehilahy mahery an' ady. Fils de Juda portant le bouclier et la lance : 6.800 guerriers équipés pour la guerre;

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 15.9 And he gathered all Judah and Benjamin, and the strangers with them out of Ephraim and Manasseh, and out of Simeon: for they fell to him out of Israel in abundance, when they saw that the Lord his God was with him. Ary novoriny ny Joda sy ny Benjamina rehetra sy ny vahiny teo aminy izay avy tany amin' ny Efraima sy ny Manase ary ny Simeona; fa betsaka no nanatona azy avy tamin' ny Isiraely, raha hitany fa Jehovah Andriamaniny no teo aminy. Novoriny daholo Jodà sy Benjamina mbamin' ireo avy amin' i Efraima sy Manase ary Simeona, izay tonga nonina teo aminy, fa betsaka ny olona tamin' Israely no tonga niandany taminy, nony nahita fa nomba azy Iaveh Andriamaniny. Il réunit tout Juda et Benjamin, ainsi que les Éphraïmites, les Manassites et les Siméonites qui séjournaient avec eux, car beaucoup d' Israélites s'étaient ralliés à Asa en voyant que Yahvé, son Dieu, était avec lui.
...............
2Tt / 2Tan 34.6 And so did he in the cities of Manasseh, and Ephraim, and Simeon, even unto Naphtali, with their mattocks round about. Ary tany amin' ny tanànan' ny Manase sy ny Efraima ary ny Simeona hatrany amin' ny Naftaly, dia tao an-tanànany izay rava, Ary tany amin' ny tanànan' i Manase sy Efraima mbamin' i Simeona, hatrany amin' i Neftalì, tamin' ireny tanànany rava ireny, Dans les villes de Manassé, d'Éphraïm, de Siméon, et même de Nephtali, et dans les territoires saccagés qui les entouraient,

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.31 And of the sons of Harim; Eliezer, Ishijah, Malchiah, Shemaiah, Shimeon, ary ny avy tamin' ny taranak' i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona tamin' ny taranak' i Harima: Eliezera, Jesiasa, Melkiasa, Semeiasa, Simeona, des fils de Harim : Eliézer, Yishshiyya, Malkiyya, Shemaya, Shiméôn,

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 6.11 Tamin' izany andro izany dia Oziasa zanak' i Mika, avy amin' ny fokon' i Simeona, ary Karmi atao hoe Gotoniela koa, no lehibe mifehy ny tanàna. Les serviteurs le prirent donc, le conduisirent hors du camp à travers la plaine et de là, prenant la direction de la montagne, ils parvinrent aux sources situées en contrebas de Béthulie.
Jdt 8.1 Nampandrenesina ireo teny ireo Jodita vehivavy mpitondra tena, zanakavavin' i Merarì, zanak' i Josefa, zanak' i Oziasa, zanak' i Elaì, zanak' i Jamnora, zanak' i Jedeona, zanak' i Rafaima, zanak' i Akitoba, zanak' i Melkiasa, zanak' i Enàna, zanak' i Nataniasa, zanak' i Salatiela, zanak' i Simeona, zanak' Israely. Elle était fille de Merari, fils d' Ox, fils de Joseph, fils d' Oziel, fils d' Elkia, fils d' Ananias, fils de Gédéon, fils de Raphen, fils d' Achitob, fils d' Elias, fils d' Helkias, fils d' Eliab, fils de Nathanaèl, fils de Salamiel, fils de Sarasadé, fils d' Israël.
...............
Jdt 9.2 Ry Tompo Andriamanitr' i Simeona raiko ô, izay nanome sabatra azy hamaliany ny olona hafa firenena, nanao an-keriny tamin' ny virjiny anankiray sy nandoto azy ho afa-baraka, "Seigneur, Dieu de mon père Siméon, tu l' armas d' un glaive vengeur contre les étrangers qui défirent la ceinture d' une vierge, à sa honte, mirent son flanc à nu, à sa confusion, et profanèrent son sein, à son déshonneur; car tu as dit : "Cela ne sera pas", et ils le firent.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
1M 2.1 Tamin' izany andro izany no nisehoan' i Matatiasa, zanak' i Joany, zanak' i Simeona, mpisorona avy amin' ireo zanak' i Joariba, tao Jerosalema, izay nonina tany Modìna. En ces jours-là, Mattathias, fils de Jean, fils de Syméon, prêtre de la lignée de Ioarib, quitta Jérusalem pour s'établir à Modîn.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 48.24 And by the border of Benjamin, from the east side unto the west side, Simeon shall have a portion. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' i Benjamina, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an' i Simeona. Manolotra ny sisin-tanin' i Benjamina, hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana: anjara iray ho an' i Simeona. Sur la frontière de Benjamin, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Siméon, un lot.
Eze / Ez 48.25 And by the border of Simeon, from the east side unto the west side, Issachar a portion. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' i Simeona, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an' Isakara. Manolotra ny sisin-tanin' i Simeona, hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana, anjara iray ho an' Isakara. Sur la frontière de Siméon, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Issachar, un lot.
...............
Eze / Ez 48.33 And at the south side four thousand and five hundred measures: and three gates; one gate of Simeon, one gate of Issachar, one gate of Zebulun. Ary amin' ny atsimo diman-jato amby efatra arivo ohatra, ary ny vavahady telo, dia vavahadin' i Simeona ny iray, vavahadin' Isakara ny iray, vavahadin' i Zebolona ny iray. Amin' ny lafiny atsimo, diman-jato sy efatra arivo hakiho ny refiny, hisy vavahady telo: vavahadin' i Simeona, iray; vavahadin' Isakara, iray; vavahadin' i Zabolona, iray. Du côté du midi, on mesurera quatre mille cinq cents coudées et il y aura trois portes : la porte de Siméon, une; la porte d' Issachar, une; la porte de Zabulon, une.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 2.25 And, behold, there was a man in Jerusalem, whose name was Simeon; and the same man was just and devout, waiting for the consolation of Israel: and the Holy Ghost was upon him. Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Simeona tao Jerosalema; ary marina sady mpivavaka tsara izany lehilahy izany ka niandry ny fampiononana ny Isiraely; ary ny Fanahy Masina dia tao aminy. Ary indro, nisy lehilahy atao hoe Simeona tao Jerosalema; ary marina sady mpivavaka tsara izany lehilahy izany ka niandry ny fanalana alahelo an' Israely, ary tao aminy ny Fanahy Masina, Et voici qu' il y avait à Jérusalem un homme du nom de Syméon. Cet homme était juste et pieux ; il attendait la consolation d' Israël et l' Esprit Saint reposait sur lui.
...............
Lio / Lk 2.34 And Simeon blessed them, and said unto Mary his mother, Behold, this child is set for the fall and rising again of many in Israel; and for a sign which shall be spoken against; Ary Simeona nitso-drano azy ireo ka nanao tamin' i Maria, renin' ny Zaza, hoe: Indro, Ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro ao amin' ny Isiraely ary ho famantarana holavina Ary nitso-drano azy ireo Simeona, ka nilaza tamin' i Maria renin' ny Zaza hoe: Indro, ity Zaza ity no voatendry ho fandavoana sy ho fananganana ny maro amin' Israely ary ho famantarana hotoerina, Syméon les bénit et dit à Marie, sa mère : " Vois ! cet enfant doit amener la chute et le relèvement d' un grand nombre en Israël ; il doit être un signe en butte à la contradiction -
...............
Lio / Lk 3.30 Which was the son of Simeon, which was the son of Juda, which was the son of Joseph, which was the son of Jonan, which was the son of Eliakim, zanak' i Simeona, zanak' i Joda, zanak' i Josefa, zanak' i Jonama, zanak' i Eliakima, zanak' i Simeona, zanak' i Jodà, zanak' i Josefa, zanak' i Jonàna, zanak' i Eliakima, fils de Syméon, fils de Juda, fils de Joseph, fils de Jonam, fils d'Éliakim,

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
Asa 13.1 Now there were in the church that was at Antioch certain prophets and teachers; as Barnabas, and Simeon that was called Niger, and Lucius of Cyrene, and Manaen, which had been brought up with Herod the tetrarch, and Saul. Ary teo amin' ny fiangonana tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: Barnabasy sy Simeona, izay atao hoe Nigera, sy Losio Kyreniana sy Menahema (izay niolonono tamin' i Heroda mpanapaka) ary Saoly. Tao amin' ny Eglizy tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: dia Barnabe sy Simeona izay atao hoe Mainty, Lisiosa avy any Sirena, sy Manahena izay niolo-nono tamin' i Heroda Tetrarka, ary Saoly. Il y avait dans l'Église établie à Antioche des prophètes et des docteurs : Barnabé, Syméon appelé Niger, Lucius de Cyrène, Manaèn, ami d' enfance d' Hérode le tétrarque, et Saul.
...............
Asa 15.14 Simeon hath declared how God at the first did visit the Gentiles, to take out of them a people for his name. Simeona efa nanambara izay nitsinjovan' Andriamanitra ny jentilisa tamin' ny voalohany hanalany olona aminy hankalazana ny anarany. Ny amin' ny namangian' Andriamanitra ny jentily aloha, mba hangalany vahoaka hanaja ny anarany amin' izy ireo, dia efa voatantaran' i Simona. Syméon a exposé comment, dès le début, Dieu a pris soin de tirer d' entre les païens un peuple réservé à son Nom.

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 7.7 Of the tribe of Simeon were sealed twelve thousand. Of the tribe of Levi were sealed twelve thousand. Of the tribe of Issachar were sealed twelve thousand. Avy tamin' ny firenen' i Simeona roa arivo amby iray alina. Avy tamin' ny firenen' i Levy roa arivo amby iray alina. Avy tamin' ny firenen' Isakara roa arivo amby iray alina. roa arivo sy iray alina avy amin' ny fokon' i Simeona; roa arivo sy iray alina avy amin' ny fokon' i Levì; roa arivo sy iray alina avy amin' ny fokon' Isakara; de la tribu de Siméon, douze mille; de la tribu de Lévi, douze mille ; de la tribu d' Issachar, douze mille ;