Proverbes : afana

Proverbe4116 Midodododo amin-doza , ohatra ny omby hatao afana. [Cousins 1871]
Midodododo amin-doza tahaka ny omby hatao afana . [Rinara 1974 #2289]
Midodododo ohatra ny omby atao afana. [Houlder 1895]
Traduction française Courir comme un boeuf qu' on va tuer pour les funérailles. Courir à son malheur. [Houlder 1895]

Index